Petitionenligne.ch

NON à l’affrontement entre Malagasy

Contacter l'auteur de la pétition

Visiteur#1 Sep 10, 2012, 13:39

faire payer pour ça? m'enfin reflechissez, c'est quoi cette histoire

quelle connerie de faire payer les gens prôner la solidarité
1E/jour
RASOANAIVO Alisoa#2 Sep 10, 2012, 18:02

Apolitique

Diso ve aho raha mba mangataka hoe aoka ny mpanao politika sy izay rehetra anaty antoko politika mba tsy hanao sonia???

Izahay olon-tsotra manko tsy mahay intsony hoe iza no ambadik'izao raharaha izao ka sao hivadika "manipulation" koa ity

raha nanao sonia ny tenanay dia amin'ny maha-olon-tsotra fotsiny ary mihevitra fa tsy misy resaka politika izy ity

Raha vao misy mpanao politika fotsiny manonona an'ity dia miala tsiny mialoha fa hanala sonia :)
boto#3 Sep 18, 2012, 00:28

petition contre affrontement eentre malgache

Tokony haringana daôly reo mpanao politika ao madà reo, tahaka ny anaovan'ny vahoaka any atsimo ny dahalo io.

This comment has been removed by the site administration.

Reason for the removal: spam